|
|
|
|

Entrée1  tsy mifaditrovana
Mots élémentaires  2  tsy, 3  faditr' ovana
Partie du discours  4  locution
Explications en français  5  [1.3] injuste, cruel, sans pitié
Exemples  6  [2.324] Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana.
7  [2.472] Olona tsy mifaditrovana!
8  [2.5] Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy.

Mis à jour le 2025/09/12